<-
->

Gen / Jen 38:1 And it came to pass at that time, that Judah went down from his brethren, and turned in to a certain Adullamite, whose name was Hirah. Ary tamin' izany andro izany Joda dia nidina niala teo amin' ny rahalahiny ka lasa nanatona ny lehilahy Adolamita anankiray. Hira no anarany. Tamin' izany andro izany, niala teo amin' ireo rahalahiny Jodà, dia nidina ka tonga tany amin' ny lehilahy anankiray tao Odolama atao hoe Hirà. Il arriva, vers ce temps-là, que Juda se sépara de ses frères et se rendit chez un homme d' Adullam qui se nommait Hira.