<-
->

Gen / Jen 30:18 And Leah said, God hath given me my hire, because I have given my maiden to my husband: and she called his name Issachar. Ary hoy Lea: Efa nomen' Andriamanitra ny karamako, satria nomeko hovadin' ny vadiko ny ankizivaviko; dia nataony hoe Isakara ny anarany. ka hoy Lià: Nomen' Andriamanitra ny karamako aho tamin' ny nanomezako ny ankizivaviko ho an' ny vadiko. Dia nataony hoe Isakara ny anarany. Léa dit : Dieu m' a donné mon salaire, pour avoir donné ma servante à mon mari; et elle l' appela Issachar.