<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 3:1 | Now the serpent was more subtil than any beast of the field which the |
Ary ny menarana dia fetsy noho ny bibi-dia rehetra izay nataon' i Jehovah Andriamanitra. Ary hoy izy tamin-dravehivavy: Hanky! efa nataon' Andriamanitra hoe: Aza ihinananareo ny hazo rehetra amin' ny saha? | Ny bibilava no fetsy indrindra amin' ny biby rehetra eny an-tsaha izay nataon' ny Tompo Andriamanitra. | Le serpent était le plus rusé de tous les animaux des champs que |