<-
->

Gen / Jen 26:18 And Isaac digged again the wells of water, which they had digged in the days of Abraham his father; for the Philistines had stopped them after the death of Abraham: and he called their names after the names by which his father had called them. Dia noloaran' Isaka indray ny lavaka fantsakana izay voahady fony fahavelon' i Abrahama rainy, fa efa novonoin' ny Filistina ireny, rehefa maty Abrahama; ary dia nasiany anarana ireny araka ny anarana izay efa nanaovan-drainy azy ihany. Ary ny lavaka fantsakàna voahady fony fahavelon' i Abrahama rainy izay nototofan' ny Filistina nony maty Abrahama dia nohadin' Isaaka indray, ka nasiany anarana araka ny anarana nomen-drainy azy ihany. Isaac creusa de nouveau les puits qu' avaient creusés les serviteurs de son père Abraham et que les Philistins avaient bouchés après la mort d' Abraham, et il leur donna les mêmes noms que son père leur avait donnés.