<-
->

Gen / Jen 22:20 And it came to pass after these things, that it was told Abraham, saying, Behold, Milcah, she hath also born children unto thy brother Nahor; Ary rehefa afaka izany, dia nisy nanambara tamin' i Abrahama hoe: Indro, efa niteraka zazalahy koa Milka tamin' i Nahora rahalahinao, Taty aorian' izany, nisy nampandre vaovao tamin' i Abrahama dia izao: Efa nitera-dahy tamin' i Nakora rahalahinao koa Melkà, Après ces événements, on annonça à Abraham que Milka elle aussi avait enfanté des fils à son frère Nahor :