<-
->

Gen / Jen 21:34 And Abraham sojourned in the Philistines' land many days. Ary Abrahama nivahiny elaela ihany tany amin' ny tanin' ny Filistina. Naharitra ela no nitoerany tany amin' ny Filistìna. Abraham séjourna longtemps au pays des Philistins.