<-
->

Gen / Jen 21:19 And God opened her eyes, and she saw a well of water; and she went, and filled the bottle with water, and gave the lad drink. Dia nampahiratin' Andriamanitra ny mason' i Hagara, ka nahita lavaka fantsakana izy; ary lasa izy, dia nameno rano ny siny hoditra ka nampisotro rano ny zaza. Dia nampahiratin' Andriamanitra ny mason' i Agara, nahita lavaka fantsakana izy, ary nofenoiny rano tao ny siny hoditra, dia nampisotroiny ny zaza. Dieu dessilla les yeux d' Agar et elle aperçut un puits. Elle alla remplir l' outre et fit boire le petit.