<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 2:9 | And out of the ground made the |
Ary nampanirin' i Jehovah Andriamanitra teo amin' ny tany ny hazo rehetra izay maha-te-hizaha sady tsara ho fihinana, ary ny hazon' aina teo afovoan' ny saha sy ny hazo fahalalana ny tsara sy ny ratsy. | Ary nampanirin' ny Tompo Andriamanitra tamin' ny tany izao hazo rehetra mahate-hijery sady fihinana isan-karazany izao sy ny hazon' aina tao afovoan' ny saha, ary ny hazon' ny fahalalana ny tsara sy ny ratsy. |