<- -> |
[King James Bible] Genesis |
[Baiboly 1865] Fiandohana na Genesisy |
[Baiboly Katolika] Fiandohana na Jenezy |
[Bible de Jérusalem] La Genèse |
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Gen / Jen 18:31 | And he said, Behold now, I have taken upon me to speak unto the |
ArY hoy izy: Indro, fa efa sahy niteny tamin' ny Tompo aho: Angamba roa-polo no ho hita ao. Ary hoy Izy: Tsy mba handringana azy Aho noho ny roa-polo. | Hoy Abrahama: Indro efa sahy niteny tamin' ny Tompo aho, angamba roa-polo izy no ho hita ao. Ary hoy izy: Tsy handringana ny tanàna aho raha roa-polo izy. | Il dit : Je suis bien hardi de parler à mon Seigneur : peut-être s' en trouvera-t-il vingt, et il répondit : Je ne détruirai pas, à cause des vingt. |